Ezekiela 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Narovako anefa ny anarako mba tsy hozimbazimbaina eo imason’ireo firenena nisy azy.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo teo imason’ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+
9 Narovako anefa ny anarako mba tsy hozimbazimbaina eo imason’ireo firenena nisy azy.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo teo imason’ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+