Ezekiela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanangan-tanana aho ka nianiana tamin’izy ireo tany an-tany efitra,+ fa haparitako any amin’ireo firenena izy ireo ary haeliko any amin’ny tany samy hafa,+
23 Ary nanangan-tanana aho ka nianiana tamin’izy ireo tany an-tany efitra,+ fa haparitako any amin’ireo firenena izy ireo ary haeliko any amin’ny tany samy hafa,+