Ezekiela 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Koa mitenena amin’ny taranak’Israely, ry zanak’olona, ka lazao hoe:+ ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tamin’io lafiny io koa, dia nanevateva ahy ny razanareo rehefa nivadika tamiko.+
27 “Koa mitenena amin’ny taranak’Israely, ry zanak’olona, ka lazao hoe:+ ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tamin’io lafiny io koa, dia nanevateva ahy ny razanareo rehefa nivadika tamiko.+