Ezekiela 20:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Rehefa any dia hotsaroanareo ny nataonareo+ sy ny zava-drehetra nataonareo handotoana ny tenanareo,+ ary ho hita eo amin’ny endrikareo fa haharikoriko anareo ny zava-dratsy rehetra vitanareo.+
43 Rehefa any dia hotsaroanareo ny nataonareo+ sy ny zava-drehetra nataonareo handotoana ny tenanareo,+ ary ho hita eo amin’ny endrikareo fa haharikoriko anareo ny zava-dratsy rehetra vitanareo.+