Ezekiela 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ry zanak’olona, maminania ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Milazà hoe: ‘Sabatra! Sabatra!+ Efa norangitina ilay sabatra+ sady efa nokosehina hangirana. Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:9 Fandalinana, Boky 2,
9 “Ry zanak’olona, maminania ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Milazà hoe: ‘Sabatra! Sabatra!+ Efa norangitina ilay sabatra+ sady efa nokosehina hangirana.