Ezekiela 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Handripaka amin’ny sabatra aho mba hihorohoro ny fo+ ary ho maro ny ripaka eny amin’ny vavahadiny rehetra.+ Indrisy, natao izay hampanjelatra io sabatra io, ary norangitina handripaka izy io!+
15 Handripaka amin’ny sabatra aho mba hihorohoro ny fo+ ary ho maro ny ripaka eny amin’ny vavahadiny rehetra.+ Indrisy, natao izay hampanjelatra io sabatra io, ary norangitina handripaka izy io!+