24 Dia hanafika anao ireny ka hirodorodo ny kalesin’ady sy ny kodiarany,+ miaraka amin’ny vahoaka be mitondra ampinga lehibe sy ampinga kely ary manao fiarovan-doha. Hanodidina anao mba hanafika anao ireny, ary havelako hitsara anao. Dia hotsarainy araka ny fomba fitsarany ianao.+