Ezekiela 23:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Rehefa namono ny zanany ho an’ireo sampiny maharikoriko izy ireo,+ dia nankao amin’ny toerako masina mihitsy tamin’izany andro izany mba hanazimbazimba azy io.+ Izany no nataon’izy ireo tao amin’ny tranoko.+
39 Rehefa namono ny zanany ho an’ireo sampiny maharikoriko izy ireo,+ dia nankao amin’ny toerako masina mihitsy tamin’izany andro izany mba hanazimbazimba azy io.+ Izany no nataon’izy ireo tao amin’ny tranoko.+