Ezekiela 23:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Fa ny olo-marina+ no hitsara azy araka ny fitsara vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy araka ny fitsara vehivavy mpandatsa-dra.+ Mpanitsakitsa-bady tokoa mantsy izy ireo, ary misy ra eo amin’ny tanany.+
45 Fa ny olo-marina+ no hitsara azy araka ny fitsara vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy araka ny fitsara vehivavy mpandatsa-dra.+ Mpanitsakitsa-bady tokoa mantsy izy ireo, ary misy ra eo amin’ny tanany.+