Ezekiela 23:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hisy vahoaka be hoentiko hiakatra hamely azy ireo,+ ka hataoko lasa hatahoran’ny olona ny nanjo azy.+ Hataoko koa izay hahavoaroba azy.
46 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hisy vahoaka be hoentiko hiakatra hamely azy ireo,+ ka hataoko lasa hatahoran’ny olona ny nanjo azy.+ Hataoko koa izay hahavoaroba azy.