Ezekiela 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho maizina ny andro ao Tapanesa,+ rehefa hotapahiko ao ny ziogan’i Ejipta.+ Koa hataoko mifarana hatreo ilay heriny izay ireharehany.+ Ho voasaron-drahona kosa izy+ ary ho lasa babo ireo tanàna miankina aminy.+
18 Ho maizina ny andro ao Tapanesa,+ rehefa hotapahiko ao ny ziogan’i Ejipta.+ Koa hataoko mifarana hatreo ilay heriny izay ireharehany.+ Ho voasaron-drahona kosa izy+ ary ho lasa babo ireo tanàna miankina aminy.+