Ezekiela 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia hatolotro eo an-tanan’ny mpitondra jadona eo amin’ireo firenena izy,+ ka hamely azy tokoa izany mpitondra izany. Dia horoahiko izy noho ny faharatsiany.+
11 dia hatolotro eo an-tanan’ny mpitondra jadona eo amin’ireo firenena izy,+ ka hamely azy tokoa izany mpitondra izany. Dia horoahiko izy noho ny faharatsiany.+