Ezekiela 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niasa tamiko ny tanan’i Jehovah ny takariva talohan’ny nahatongavan’ilay afa-nandositra.+ Koa nosokafan’Andriamanitra ny vavako talohan’ny nahatongavan’ilay olona ny ampitso maraina. Dia nisokatra ny vavako ka tsy moana intsony aho.+
22 Niasa tamiko ny tanan’i Jehovah ny takariva talohan’ny nahatongavan’ilay afa-nandositra.+ Koa nosokafan’Andriamanitra ny vavako talohan’ny nahatongavan’ilay olona ny ampitso maraina. Dia nisokatra ny vavako ka tsy moana intsony aho.+