Ezekiela 34:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Na izy ireo na ny manodidina ny havoanako dia hataoko loharanom-pitahiana.+ Ary hataoko mirotsaka ara-potoana ny orana. Ho ranonoram-pitahiana izany.+
26 Na izy ireo na ny manodidina ny havoanako dia hataoko loharanom-pitahiana.+ Ary hataoko mirotsaka ara-potoana ny orana. Ho ranonoram-pitahiana izany.+