Ezekiela 44:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sady tsy niantsoroka ny andraikitrareo hikarakara zava-masina ianareo,+ no tsy nanendry olona hisolo anareo tamin’ny andraikitrareo teo amin’ny fanompoana ahy, tao amin’ny toerako masina.”’+
8 Sady tsy niantsoroka ny andraikitrareo hikarakara zava-masina ianareo,+ no tsy nanendry olona hisolo anareo tamin’ny andraikitrareo teo amin’ny fanompoana ahy, tao amin’ny toerako masina.”’+