-
Ezekiela 44:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Noho izy ireo nanompo ny vahoaka teo anatrehan’ireo sampiny maharikoriko,+ ary noho izy ireo nanjary vato mahatafintohina ho an’ny taranak’Israely ka nahatonga azy hanao fahadisoana,+ dia hanainga ny tanako hamely azy aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘ka hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy ireo.
-