Daniela 2:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ary nomeny eo an-tananao+ koa ny bibidia sy ny voro-manidina, na aiza na aiza onenan’ny zanak’olombelona, sady nataony mpanjakan’izy rehetra ianao. Araka izany, dia ianao ilay loha volamena.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:38 dp 50-51; si 142 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:38 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Daniela, p. 50-51 “Soratra Rehetra,” p. 142 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1987, p. 5
38 ary nomeny eo an-tananao+ koa ny bibidia sy ny voro-manidina, na aiza na aiza onenan’ny zanak’olombelona, sady nataony mpanjakan’izy rehetra ianao. Araka izany, dia ianao ilay loha volamena.+
2:38 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Daniela, p. 50-51 “Soratra Rehetra,” p. 142 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1987, p. 5