Daniela 2:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary nanao fangatahana tamin’ny mpanjaka i Daniela, ka notendren’ny mpanjaka hitantan-draharaha teo amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Fa i Daniela kosa tao an-dapan’ny+ mpanjaka. Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:49 Fandalinana, Boky 1,
49 Ary nanao fangatahana tamin’ny mpanjaka i Daniela, ka notendren’ny mpanjaka hitantan-draharaha teo amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Fa i Daniela kosa tao an-dapan’ny+ mpanjaka.