-
Daniela 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Tamin’izay dia gaga vetivety i Daniela, ilay atao hoe Beltesazara,+ ary nampahatahotra azy ny eritreriny.+
“Dia hoy ny mpanjaka: ‘Aoka tsy hampahatahotra anao ilay nofy sy ny heviny, ry Beltesazara ô!’+
“Ary hoy i Beltesazara: ‘Hihatra amin’izay mankahala anao anie ilay nofy, tompoko ô, ary ho tanteraka amin’ny fahavalonao anie ny heviny!+
-