-
Daniela 4:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 ary horoahina hiala amin’ny olombelona ianao, ka hiara-mitoetra amin’ny bibidia.+ Ary homena ahitra toy ny omby ianao mba hohaninao, ary fe-potoana fito no holanina aminao, mandra-pahafantatrao fa ilay Avo Indrindra no Mpitondra eo amin’ny fanjakan’ny olombelona, ka izay tiany homena azy no omeny azy.’”+
-