Daniela 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’izay indrindra no nisy rantsantanan’olona niseho ka nanoratra teo anoloan’ny fitoeran-jiro, izay teo amin’ilay rindrina voalalotra tsara tao an-dapan’ny mpanjaka.+ Ary hitan’ny mpanjaka ilay tanana nanoratra. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:5 dp 102 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:5 Faminanian’i Daniela, p. 102 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1987, p. 4
5 Tamin’izay indrindra no nisy rantsantanan’olona niseho ka nanoratra teo anoloan’ny fitoeran-jiro, izay teo amin’ilay rindrina voalalotra tsara tao an-dapan’ny mpanjaka.+ Ary hitan’ny mpanjaka ilay tanana nanoratra.