Daniela 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Reko koa fa ao aminao ny fanahin’ireo andriamanitra,+ ary hita fa manam-pahalalana sy lalin-tsaina ary hendry+ tsy misy hoatr’izany, hono, ianao.
14 Reko koa fa ao aminao ny fanahin’ireo andriamanitra,+ ary hita fa manam-pahalalana sy lalin-tsaina ary hendry+ tsy misy hoatr’izany, hono, ianao.