Daniela 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:22 dp 122-123 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:22 Faminanian’i Daniela, p. 122-123
22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+