Mika 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsiriritra saha izy, ka maka izany an-keriny,+ ary mitsiriritra trano koa ka maka izany. Manambaka lehilahy tomady mbamin’ny ankohonany izy,+ eny, manambaka lehilahy ka maka ny lovany.+ Mika Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:2 w03 15/8 12 Mika Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:2 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2003, p. 12
2 Mitsiriritra saha izy, ka maka izany an-keriny,+ ary mitsiriritra trano koa ka maka izany. Manambaka lehilahy tomady mbamin’ny ankohonany izy,+ eny, manambaka lehilahy ka maka ny lovany.+