Zefania 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Lozan’ny mponina amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Ry Kanana, tanin’ny Filistinina ô, horavako koa ianao, mba tsy hisy mponina intsony.+ Zefania Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Fandalinana, Boky 2,
5 “Lozan’ny mponina amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Ry Kanana, tanin’ny Filistinina ô, horavako koa ianao, mba tsy hisy mponina intsony.+