Zefania 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampahatahotra i Jehovah rehefa hamely an’ireo,+ fa hataony tsinontsinona ny andriamanitra rehetra ambonin’ny tany.+ Ary hiankohoka eo anatrehany ny olona,+ any amin’izay misy azy avy, eny, ny nosy rehetran’ny hafa firenena.+
11 Hampahatahotra i Jehovah rehefa hamely an’ireo,+ fa hataony tsinontsinona ny andriamanitra rehetra ambonin’ny tany.+ Ary hiankohoka eo anatrehany ny olona,+ any amin’izay misy azy avy, eny, ny nosy rehetran’ny hafa firenena.+