Zakaria 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ry taranak’i Joda sy taranak’Israely ô,+ lasa fanozonana ianareo taloha teo amin’ireo firenena.+ Hovonjeko kosa anefa ianareo ka ho lasa fitahiana.+ Aza matahotra,+ ary hatanjaho hiatrika asa ny tananareo.’+ Zakaria Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:13 w96 1/1 19 Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1996, p. 19
13 Ry taranak’i Joda sy taranak’Israely ô,+ lasa fanozonana ianareo taloha teo amin’ireo firenena.+ Hovonjeko kosa anefa ianareo ka ho lasa fitahiana.+ Aza matahotra,+ ary hatanjaho hiatrika asa ny tananareo.’+