Zakaria 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha misy lehilahy mbola maminany, dia hilaza aminy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, hoe: ‘Ho faty ianao, satria miteny lainga amin’ny anaran’i Jehovah.’ Dia handefona azy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, noho izy naminany.+ Zakaria Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:3 w07 1/12 11; w89 15/9 31 Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:3 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2007, p. 1115/9/1989, p. 31
3 Raha misy lehilahy mbola maminany, dia hilaza aminy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, hoe: ‘Ho faty ianao, satria miteny lainga amin’ny anaran’i Jehovah.’ Dia handefona azy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, noho izy naminany.+