Matio 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Rehefa mifady hanina+ ianareo, dia aza malahelo tarehy intsony toy ny mpihatsaravelatsihy, fa tsy karakarainy ny tarehiny mba hahitan’ny olona fa mifady hanina izy.+ Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany rehetra. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:16 w91 1/1 17 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:16 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1991, p. 17
16 “Rehefa mifady hanina+ ianareo, dia aza malahelo tarehy intsony toy ny mpihatsaravelatsihy, fa tsy karakarainy ny tarehiny mba hahitan’ny olona fa mifady hanina izy.+ Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany rehetra.