Matio 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa raha ianareo, na dia ratsy fanahy aza,+ mahalala hanome zava-tsoa ho an’ny zanakareo, mainka fa ny Rainareo izay any an-danitra! Hanome zava-tsoa+ ho an’izay mangataka aminy izy. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:11 w09 15/2 19; w90 15/8 14-15 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:11 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2009, p. 18-1915/8/1990, p. 13-15
11 Koa raha ianareo, na dia ratsy fanahy aza,+ mahalala hanome zava-tsoa ho an’ny zanakareo, mainka fa ny Rainareo izay any an-danitra! Hanome zava-tsoa+ ho an’izay mangataka aminy izy.