Matio 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Taorian’izany, rehefa nandry ilika nisakafo tao an-trano izy,+ dia nisy mpamory hetra sy mpanota maro tonga ka nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:10 jy 68; gt toko 27 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 68 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1986, p. 8-9
10 Taorian’izany, rehefa nandry ilika nisakafo tao an-trano izy,+ dia nisy mpamory hetra sy mpanota maro tonga ka nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany.