Matio 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:23 w24.05 10; jy 124; w02 15/4 32; gt toko 50 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:23 Jesosy no Lalana, p. 124 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2002, p. 321/11/1987, p. 8-9
23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+