Matio 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa aza matahotra an’ireny olona ireny, fa tsy misy misarona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.+
26 Koa aza matahotra an’ireny olona ireny, fa tsy misy misarona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.+