-
Matio 15:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tsy namaly an-dravehivavy anefa izy. Koa nanatona azy ny mpianany ka nangataka hoe: “Asaivo mandeha any izy fa miantsoantso foana ao aoriantsika ao.”
-