Matio 26:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:69 jy 288; w91 15/2 8; gt toko 120 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:69 Jesosy no Lalana, p. 288 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1991, p. 8
69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+