Matio 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nony nivoaka izy ireo, dia nahita lehilahy iray nantsoina hoe Simona,+ teratany avy any Kyrena. Notereny hanao fanompoana io lehilahy io mba hibata ny hazo fijalian’i Jesosy. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:32 jy 296-297; w92 15/7 6; gt toko 124 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:32 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 296-297 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1992, p. 6
32 Nony nivoaka izy ireo, dia nahita lehilahy iray nantsoina hoe Simona,+ teratany avy any Kyrena. Notereny hanao fanompoana io lehilahy io mba hibata ny hazo fijalian’i Jesosy.