Matio 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha mbola teny an-dalana ireo, dia nisy tamin’ny mpiambina+ nankany an-tanàna nilaza tamin’ny lehiben’ny mpisorona ny zava-nitranga rehetra.
11 Raha mbola teny an-dalana ireo, dia nisy tamin’ny mpiambina+ nankany an-tanàna nilaza tamin’ny lehiben’ny mpisorona ny zava-nitranga rehetra.