Marka 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy koa izy tamin’ireo: “Tandremo izay renareo.+ Araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo,+ eny, hahazo fanampiny aza ianareo.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:24 jy 110; gt toko 43 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:24 Jesosy no Lalana, p. 110 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1987, p. 8
24 Hoy koa izy tamin’ireo: “Tandremo izay renareo.+ Araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo,+ eny, hahazo fanampiny aza ianareo.+