Marka 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa voafafy anefa izy, dia maniry ka tonga lehibe noho ny anana hafa rehetra sady misy rantsany vaventy,+ hany ka afaka mitoetra eo ambany alokalony ny voro-manidina.”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:32 kr 90; w08 15/7 17-19, 21; g96 8/8 22 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:32 Fandalinana, Boky 1, Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 90 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2008, p. 17-19, 21 Mifohaza!,8/8/1996, p. 22
32 Rehefa voafafy anefa izy, dia maniry ka tonga lehibe noho ny anana hafa rehetra sady misy rantsany vaventy,+ hany ka afaka mitoetra eo ambany alokalony ny voro-manidina.”+
4:32 Fandalinana, Boky 1, Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 90 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2008, p. 17-19, 21 Mifohaza!,8/8/1996, p. 22