Marka 14:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Teo aminareo isan’andro aho, nampianatra tao amin’ny tempoly,+ nefa tsy nosamborinareo. Fa matoa izao mitranga, dia mba hahatanteraka+ ny Soratra Masina.”+
49 Teo aminareo isan’andro aho, nampianatra tao amin’ny tempoly,+ nefa tsy nosamborinareo. Fa matoa izao mitranga, dia mba hahatanteraka+ ny Soratra Masina.”+