Lioka 2:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Mpitondratena+ izy, ary efatra amby valopolo taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly anefa izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina+ sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:37 w00 15/11 12; w94 15/5 26-27 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:37 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2000, p. 1215/5/1994, p. 26-27 Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video I Ana miresaka momba an’ilay zaza (gnj 1 48:52–50:21)
37 Mpitondratena+ izy, ary efatra amby valopolo taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly anefa izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina+ sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka.