Lioka 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nahita fomba anefa ireo noho ny habetsahan’ny vahoaka. Koa niakatra tao an-tampon-trano ireo, ary nampidina azy mbamin’ilay fandriana keliny avy teo amin’ny tafo tanimanga, mba ho eo amin’ny olona izay teo anoloan’i Jesosy.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:19 jy 66; gt toko 26 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:19 Jesosy no Lalana, p. 66 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1986, p. 9
19 Tsy nahita fomba anefa ireo noho ny habetsahan’ny vahoaka. Koa niakatra tao an-tampon-trano ireo, ary nampidina azy mbamin’ilay fandriana keliny avy teo amin’ny tafo tanimanga, mba ho eo amin’ny olona izay teo anoloan’i Jesosy.+