Lioka 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Rehefa mivoaka avy amin’ny olona iray ny fanahy maloto, dia mamakivaky toerana karakaina izy mitady toeram-pialan-tsasatra. Ary rehefa tsy mahita izy, dia manao hoe: ‘Hiverina any amin’ilay trano nialako aho.’+
24 “Rehefa mivoaka avy amin’ny olona iray ny fanahy maloto, dia mamakivaky toerana karakaina izy mitady toeram-pialan-tsasatra. Ary rehefa tsy mahita izy, dia manao hoe: ‘Hiverina any amin’ilay trano nialako aho.’+