Lioka 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa mbola nikiry ihany ireo sady niantsoantso mafy nitaky ny hamantsihana azy tamin’ny hazo fijaliana. Ary vao mainka nikiakiaka ireo ka nilefitra ihany i Pilato,+
23 Fa mbola nikiry ihany ireo sady niantsoantso mafy nitaky ny hamantsihana azy tamin’ny hazo fijaliana. Ary vao mainka nikiakiaka ireo ka nilefitra ihany i Pilato,+