Lioka 24:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary raha nandry ilika hiara-misakafo tamin’ireo izy, dia nandray ny mofo ka nisaotra an’Andriamanitra, ary notapahiny ny mofo ka natolony azy ireo.+
30 Ary raha nandry ilika hiara-misakafo tamin’ireo izy, dia nandray ny mofo ka nisaotra an’Andriamanitra, ary notapahiny ny mofo ka natolony azy ireo.+