Jaona 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:40 w24.12 8, 12
40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+