Jaona 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Io mpianatra+ io ilay nanambara sy nanoratra izany zavatra izany. Ary fantatsika fa marina ny fanambarany.+
24 Io mpianatra+ io ilay nanambara sy nanoratra izany zavatra izany. Ary fantatsika fa marina ny fanambarany.+