Asan’ny Apostoly 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny teny ao amin’ny Soratra Masina,+ izay nolazain’ny fanahy masina+ mialoha tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nanjary mpitarika ny olona nisambotra an’i Jesosy.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:16 si 204 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:16 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 204
16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny teny ao amin’ny Soratra Masina,+ izay nolazain’ny fanahy masina+ mialoha tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nanjary mpitarika ny olona nisambotra an’i Jesosy.+