Asan’ny Apostoly 9:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Natolotr’i Petera azy ny tanany ka natsangany+ izy, sady nantsoiny ny olona masina sy ny mpitondratena ka natolony azy ireo velona izy.+
41 Natolotr’i Petera azy ny tanany ka natsangany+ izy, sady nantsoiny ny olona masina sy ny mpitondratena ka natolony azy ireo velona izy.+