Asan’ny Apostoly 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy i Petera, rehefa tonga saina tsara: “Fantatro marina izao fa naniraka ny anjeliny i Jehovah,+ mba hanafaka+ ahy tamin’ny tanan’i Heroda sy tamin’izay rehetra efa nantenain’ny Jiosy hanjo ahy.”
11 Ary hoy i Petera, rehefa tonga saina tsara: “Fantatro marina izao fa naniraka ny anjeliny i Jehovah,+ mba hanafaka+ ahy tamin’ny tanan’i Heroda sy tamin’izay rehetra efa nantenain’ny Jiosy hanjo ahy.”